mivavaha (STK ANOSIVAVAKA AMBOHIMANARINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
xuqf tononkira.serasera.org mivavaha hianao ka
aza mety sasatra ry yatpdwe nofidian'Andriamanitra
fa ny Ray tsitoha mihaino anao
mihaino fatratra izay maharitra
ny vavaka ny vavaka
taraina sy talaho
miloatra avy ao am-po
fa fefika manjo
ny vavakao taraina
atao mandra-maraina
atao mandrakariva
na dia bygv efa iva ny herinao
ny vavakao no hamaliana anao ka
hody valiny ihany ny talaho
hira nomen'i Dr Miharilaza ny STK Anosivavaka t@ taona 1980
aza mety sasatra ry yatpdwe nofidian'Andriamanitra
fa ny Ray tsitoha mihaino anao
mihaino fatratra izay maharitra
ny vavaka ny vavaka
taraina sy talaho
miloatra avy ao am-po
fa fefika manjo
ny vavakao taraina
atao mandra-maraina
atao mandrakariva
na dia bygv efa iva ny herinao
ny vavakao no hamaliana anao ka
hody valiny ihany ny talaho
hira nomen'i Dr Miharilaza ny STK Anosivavaka t@ taona 1980
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : STK ANOSIVAVAKA AMBOHIMANARINAVangy : 3117
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : toubiby
Daty : 24/09/2016 10:02
