Ampidiro aloha ny tenimiafina
mivavaha (STK ANOSIVAVAKA AMBOHIMANARINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
mivavaha hianao ka
aza mety sasatra ry nofidian'Andriamanitra
fa tononkira.serasera.org ny Ray tsitoha mihaino anao
mihaino fatratra izay maharitra
ny vavaka ny vavaka
taraina sy talaho
miloatra avy ktqig ao am-po
fa fefika manjo
ny vavakao taraina
atao mandra-maraina
atao mandrakariva onfbkvfi ggikzlin
na dia efa iva ny herinao
ny vavakao no hamaliana anao ka
hody valiny ihany ny talaho
hira nomen'i Dr Miharilaza ny STK Anosivavaka t@ taona 1980
aza mety sasatra ry nofidian'Andriamanitra
fa tononkira.serasera.org ny Ray tsitoha mihaino anao
mihaino fatratra izay maharitra
ny vavaka ny vavaka
taraina sy talaho
miloatra avy ktqig ao am-po
fa fefika manjo
ny vavakao taraina
atao mandra-maraina
atao mandrakariva onfbkvfi ggikzlin
na dia efa iva ny herinao
ny vavakao no hamaliana anao ka
hody valiny ihany ny talaho
hira nomen'i Dr Miharilaza ny STK Anosivavaka t@ taona 1980
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : STK ANOSIVAVAKA AMBOHIMANARINAVisites : 3022
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : toubiby
Date : 24/09/2016 10:02
