mivavaha (STK ANOSIVAVAKA AMBOHIMANARINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
mivavaha hianao ka
aza mety sasatra ry nofidian'Andriamanitra
fa ny Ray tsitoha mihaino anao
mihaino fatratra izay maharitra
ny vavaka tononkira.serasera.org ny vavaka
taraina qarfj sy talaho
miloatra avy ao am-po
fa fefika manjo
ny vavakao taraina
atao mandra-maraina yrpd
atao mandrakariva
na dia efa iva ny herinao
ny vavakao no hamaliana anao ka
hody valiny ihany ny oxeldq talaho
hira nomen'i Dr Miharilaza ny STK Anosivavaka t@ taona 1980
aza mety sasatra ry nofidian'Andriamanitra
fa ny Ray tsitoha mihaino anao
mihaino fatratra izay maharitra
ny vavaka tononkira.serasera.org ny vavaka
taraina qarfj sy talaho
miloatra avy ao am-po
fa fefika manjo
ny vavakao taraina
atao mandra-maraina yrpd
atao mandrakariva
na dia efa iva ny herinao
ny vavakao no hamaliana anao ka
hody valiny ihany ny oxeldq talaho
hira nomen'i Dr Miharilaza ny STK Anosivavaka t@ taona 1980
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : STK ANOSIVAVAKA AMBOHIMANARINAHits : 3181
Likes : 0 Like
Created by : toubiby
Date : 24/09/2016 10:02
