Vavakay (STK Ambohijanaka fivoarana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mba sasao Jesosy ô ! ny helokoMba diovy aho hadio anio
Mamela ahy ry Raiko
Tsy mendrika aho na ny hiantso ny anaranao
Fahotako Jesosy ô ! no ifonako
Mitalaho aho mandoalik'aminao
Mba henoy ny feoko o avy ao am-poko
raiso aho fa ho ao ambalanao
Ref :
Mino aho raiko ô ! Fa henonao ny vavakay
Fa ianao no nilaza na roa na telo koa
Mivory amin'ny anaranao dia eo tokoa ianao
Matoky aho ray fa mihaino anay ianao
Omeo ahy Jesosy ô fanahinao
Handreseko ny fahavaloko
Ny teninao lazainao fanikoko
Sy hanazava ny hoaviko
Misaotra anao jesosy ô sakaizako
Notahianao 'zany fiainako
Indro ny foko omeko mba anjakao
Ary ny amiko dia hanompo anao
Ref :
Mino aho raiko ô fa enonao ny vavakay
......
......
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : STK Ambohijanaka fivoaranaVangy : 342
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : vahiny.plume
Daty : 22/10/2023 13:18