FA MITOVY (STK FJKM Ambatomena Antananarivo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Matoa Jesoa Mpamonjy nidina tety e! e!
Dia ho antsika rehetra tsy ankanavaka
Mitovy isika re olombelona
Matoa ny Tompo nanetry tena iftvr mba ho ety ô! ô!
Dia whhxmq ho antsika tononkira.serasera.org rehetra tsy ankanavaka
Satria ny Tompontsika dia tsy manavaka
Fa izy mantsy dia be fitiavana
Fa eo imasony dia mitovy isika
Fa Izy mantsy dia be fitiavana
Mitovy isika re olombelona
Fa samy taranak'i Adama sy Eva
Mpanota efa saika very
Eny hbrd mpanota tsy mendrika
Kanefa endre izany fitiavany
Natolony ho antsika ny voninahiny
Dia ho antsika rehetra izany
Fa mitovy
Dia ho antsika rehetra tsy ankanavaka
Mitovy isika re olombelona
Matoa ny Tompo nanetry tena iftvr mba ho ety ô! ô!
Dia whhxmq ho antsika tononkira.serasera.org rehetra tsy ankanavaka
Satria ny Tompontsika dia tsy manavaka
Fa izy mantsy dia be fitiavana
Fa eo imasony dia mitovy isika
Fa Izy mantsy dia be fitiavana
Mitovy isika re olombelona
Fa samy taranak'i Adama sy Eva
Mpanota efa saika very
Eny hbrd mpanota tsy mendrika
Kanefa endre izany fitiavany
Natolony ho antsika ny voninahiny
Dia ho antsika rehetra izany
Fa mitovy
--------
Rohy:
Hevitra
mamybernard
(
24/08/2020 23:42)
miarahaba oh, mangataka audio anity hira ity azafady indrindra
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : STK FJKM Ambatomena AntananarivoVangy : 1963
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Jockl
Daty : 28/01/2020 19:20
