AN’I JEHOVAH NY TANY (STK FJKM Ambatomena Antananarivo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
An’I Jehovah ny tany (sy izay rehetra) eo Aminy
Izao rehetra izao sy ny mponina eo aminy
(Fa Izy) Fa Izy no nanorina azy tambonin’ny ranomasina
Tambonin’ny rano no nampitoerany (x2) azy

An’I Jehovah ny tany sy izay rehetra eo aminy
Izao rehetra izao sy ny mponina eo aminy
Fa Izy no nanorina azy tambonin’ny ranomasina
Tambonin’ny rano no nampitoerany azy

Tambonin’ny (tambonin’ny) ny ranomasina
Tambonin’ny rano no nahampitoerany azy
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : STK FJKM Ambatomena Antananarivo
Vangy : 975
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Jockl
Daty : 28/01/2020 19:20
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1059