AMPIANARO (STK FJKM Ambatomena Antananarivo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Manavia ny nqlfs saiko ny hisaotra Anao
Rehefa misy jaly izay zakain’ny fo
Fa ny fifaliana ihany tononkira.serasera.org hatrizao
No mba nanehoako fisaorana eram-po
Ampianaro aho ry Tompo be fitia
Hanana toetra soa sy vaovao
Ka na fahoriana aza no mangia
Aoka re ny foko hahay misaotra Anao
Zavatra tsy haiko ny mamohafoha
Andro sarobidy izay natolotrao
Fa ‘reo ratsy fpzkbcp maloka avokoa
Sisa mba tadidy ho avy Taminao
Ampianaro aho ry Tompoko Tsitoha
Hahatsiaro koa ‘reo soa natolotrao
Ampianaro jwwep aho mba hitadidy koa
Irony lohataona ‘zay nabaliakanao
________________
(Tononkalo nosoratan'i Rado, jona 1993)
Rehefa misy jaly izay zakain’ny fo
Fa ny fifaliana ihany tononkira.serasera.org hatrizao
No mba nanehoako fisaorana eram-po
Ampianaro aho ry Tompo be fitia
Hanana toetra soa sy vaovao
Ka na fahoriana aza no mangia
Aoka re ny foko hahay misaotra Anao
Zavatra tsy haiko ny mamohafoha
Andro sarobidy izay natolotrao
Fa ‘reo ratsy fpzkbcp maloka avokoa
Sisa mba tadidy ho avy Taminao
Ampianaro aho ry Tompoko Tsitoha
Hahatsiaro koa ‘reo soa natolotrao
Ampianaro jwwep aho mba hitadidy koa
Irony lohataona ‘zay nabaliakanao
________________
(Tononkalo nosoratan'i Rado, jona 1993)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : STK FJKM Ambatomena AntananarivoVangy : 1675
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Jockl
Daty : 28/01/2020 19:20
