Ampidiro aloha ny tenimiafina
Fiderako Anao (Solofo Akon'ny Efitra Zandriny (Ekar Anosibe))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tmdqhn Ry Tompo Andriamanitra ô
Midera Anao
Noho ny hatsaram-ponao narotsakao
Ny dera, laza anie no asandratro
Fa fitiavam-be no tsapako.
Nanavotra ahy Ianao
Namela ny heloko
Nanome ahy fofon'aina tononkira.serasera.org siffqq indray
Nitantana ary koa nivimbina ahy
Deraina ny Anaranao
Na ory aza piwpoqw aho
Dia teo foana Ianao
Na reraka aza aho natsanganao
Ny fijaliako dia noraisinao
Ny aretiko ihany koa sitraninao.
Nanavotra ahy Ianao
Namela ny heloko
Nanome ahy fofon'aina indray
Nitantana ary koa nivimbina ahy
Deraina ny Anaranao.
Midera Anao
Noho ny hatsaram-ponao narotsakao
Ny dera, laza anie no asandratro
Fa fitiavam-be no tsapako.
Nanavotra ahy Ianao
Namela ny heloko
Nanome ahy fofon'aina tononkira.serasera.org siffqq indray
Nitantana ary koa nivimbina ahy
Deraina ny Anaranao
Na ory aza piwpoqw aho
Dia teo foana Ianao
Na reraka aza aho natsanganao
Ny fijaliako dia noraisinao
Ny aretiko ihany koa sitraninao.
Nanavotra ahy Ianao
Namela ny heloko
Nanome ahy fofon'aina indray
Nitantana ary koa nivimbina ahy
Deraina ny Anaranao.
--------
Rohy:
Hevitra
Black7
(
17/12/2025 07:22)
Miompana amin'ny Fiderana feno an'Andriamanitra, noho ireo soa marobe natolony antsika.
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Solofo Akon'ny Efitra Zandriny (Ekar Anosibe)Vangy : 234
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Black7
Daty : 17/12/2025 07:21
