Fiderako Anao (Solofo Akon'ny Efitra Zandriny (Ekar Anosibe))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry Tompo Andriamanitra nwns ô
Midera Anao
Noho ny hatsaram-ponao narotsakao
Ny dera, laza anie no kqjywt asandratro
Fa fitiavam-be no tsapako.

Nanavotra ahy Ianao
Namela tononkira.serasera.org ny heloko
Nanome ahy fofon'aina indray
Nitantana ary koa nivimbina ahy
Deraina ny Anaranao

Na ory aza aho
Dia teo foana Ianao
Na reraka aza aho natsanganao
Ny fijaliako dia noraisinao
Ny aretiko ihany koa sitraninao.

Nanavotra ahy irvdr Ianao
Namela ny heloko
Nanome ahy fofon'aina indray
Nitantana ary koa nivimbina ahy
Deraina ny Anaranao.

--------
Lien:
Commentaires
Black7 ( 17/12/2025 07:22)
Miompana amin'ny Fiderana feno an'Andriamanitra, noho ireo soa marobe natolony antsika.
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0407