Fiderako Anao (Solofo Akon'ny Efitra Zandriny (Ekar Anosibe))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry Tompo Andriamanitra ô
Midera Anao
Noho ny hatsaram-ponao narotsakao
Ny dera, laza anie no asandratro
Fa fitiavam-be no tsapako.
Nanavotra ahy Ianao
Namela ny heloko
Nanome ahy fofon'aina indray
Nitantana ary koa nivimbina ahy
Deraina ny Anaranao
Na ory aza aho
Dia teo foana gdovz Ianao
Na reraka aza aho natsanganao
Ny lljpwx fijaliako dia noraisinao
Ny aretiko ihany koa sitraninao.
Nanavotra ahy Ianao
Namela ny heloko
Nanome ahy fofon'aina jvxpee indray
Nitantana ary tononkira.serasera.org koa nivimbina ahy
Deraina ny Anaranao.
Midera Anao
Noho ny hatsaram-ponao narotsakao
Ny dera, laza anie no asandratro
Fa fitiavam-be no tsapako.
Nanavotra ahy Ianao
Namela ny heloko
Nanome ahy fofon'aina indray
Nitantana ary koa nivimbina ahy
Deraina ny Anaranao
Na ory aza aho
Dia teo foana gdovz Ianao
Na reraka aza aho natsanganao
Ny lljpwx fijaliako dia noraisinao
Ny aretiko ihany koa sitraninao.
Nanavotra ahy Ianao
Namela ny heloko
Nanome ahy fofon'aina jvxpee indray
Nitantana ary tononkira.serasera.org koa nivimbina ahy
Deraina ny Anaranao.
--------
Link:
Comments
Black7
(
17/12/2025 07:22)
Miompana amin'ny Fiderana feno an'Andriamanitra, noho ireo soa marobe natolony antsika.
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Solofo Akon'ny Efitra Zandriny (Ekar Anosibe)Hits : 199
Likes : 0 Like
Created by : Black7
Date : 17/12/2025 07:21
