Ampidiro aloha ny tenimiafina
Fanavotana lehibe (Solofo Akon'ny Efitra Zandriny (Ekar Anosibe))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fotoana iray nangidy indrindra
Ny nahafatesanao ry Jesoa
Saingy voatsipakao izany
Tafatsangana Ianao !
cwjle
Vitanao ny nahafoy aina
'Zay tononkira.serasera.org fanavotana lehibe
Tsy nahavery anay.
Fototra iray izay ijoroanay
Ny nitsangananao ry Jesoa
Andry iankinan'ny finoanay
Fa nandresy Ianao !
Vitanao ny xbwmchep nahafoy........
Ny herin'ny fasana efa resy
Izay nanehoanao ny cvqxkl tanjakao
Mampanantena anay sahady
'Lay fiaina-mandrakizay.
Vitanao ny nahafoy........
Ny nahafatesanao ry Jesoa
Saingy voatsipakao izany
Tafatsangana Ianao !
cwjle
Vitanao ny nahafoy aina
'Zay tononkira.serasera.org fanavotana lehibe
Tsy nahavery anay.
Fototra iray izay ijoroanay
Ny nitsangananao ry Jesoa
Andry iankinan'ny finoanay
Fa nandresy Ianao !
Vitanao ny xbwmchep nahafoy........
Ny herin'ny fasana efa resy
Izay nanehoanao ny cvqxkl tanjakao
Mampanantena anay sahady
'Lay fiaina-mandrakizay.
Vitanao ny nahafoy........
--------
Rohy:
Hevitra
Black7
(
17/12/2025 07:32)
Hira hankalazana ny nitsanganan'ny Tompo ho velona.
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Solofo Akon'ny Efitra Zandriny (Ekar Anosibe)Vangy : 206
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Black7
Daty : 17/12/2025 07:31
