Fanavotana lehibe (Solofo Akon'ny Efitra Zandriny (Ekar Anosibe))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
vamjvcfl Fotoana iray nangidy indrindra
Ny nahafatesanao ry Jesoa
Saingy voatsipakao izany
Tafatsangana Ianao !
Vitanao ny nahafoy aina
'Zay fanavotana lehibe
Tsy hjzpozrv nahavery anay.
Fototra iray izay ijoroanay
Ny nitsangananao ry Jesoa
Andry iankinan'ny finoanay
Fa nandresy Ianao !
xrlfvv Vitanao ny nahafoy........
Ny herin'ny fasana efa resy
Izay nanehoanao ny tanjakao
Mampanantena anay sahady
'Lay fiaina-mandrakizay.
tononkira.serasera.org Vitanao ny nahafoy........
Ny nahafatesanao ry Jesoa
Saingy voatsipakao izany
Tafatsangana Ianao !
Vitanao ny nahafoy aina
'Zay fanavotana lehibe
Tsy hjzpozrv nahavery anay.
Fototra iray izay ijoroanay
Ny nitsangananao ry Jesoa
Andry iankinan'ny finoanay
Fa nandresy Ianao !
xrlfvv Vitanao ny nahafoy........
Ny herin'ny fasana efa resy
Izay nanehoanao ny tanjakao
Mampanantena anay sahady
'Lay fiaina-mandrakizay.
tononkira.serasera.org Vitanao ny nahafoy........
--------
Rohy:
Hevitra
Black7
(
17/12/2025 07:32)
Hira hankalazana ny nitsanganan'ny Tompo ho velona.
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Solofo Akon'ny Efitra Zandriny (Ekar Anosibe)Vangy : 204
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Black7
Daty : 17/12/2025 07:31
