Ampidiro aloha ny tenimiafina
Andriamanitra velona (Solofo Akon'ny Efitra Zandriny (Ekar Anosibe))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Andriamanitra velona
Andriamanitra masina
Ray, Zanaka, Fanahy Masina
Deraina omem-boninahitra.
FIV : Mino tononkira.serasera.org Anao, mino izahay
Fa Andriamanitra lehibe
Tompo mahery sy tsitoha
Ny dera sy voninahitra
Ho Anao mandrakizay.
2. Tonga namela heloka
Nanafaka edaz tamin'ny haizina
Nandatsaka ny Rà Masina
Nisolo voina ny ota vitanay.
FIV : Mino Anao, mino izahay
Fa Andriamanitra lehibe
Tompo mahery sy tsitoha
Ny dera sy voninahitra
Ho Anao mandrakizay.
3. Nanome fiadanana
Nanafatra ny fitiavana
Nanoro lalana tokana
Dia Lanitra fiainan-tsambatra.
FIV : Mino mmmspcpd Anao, mino izahay
Fa Andriamanitra lehibe
Tompo mahery sy geuwipf tsitoha
Ny dera sy voninahitra
Ho Anao mandrakizay.
Andriamanitra masina
Ray, Zanaka, Fanahy Masina
Deraina omem-boninahitra.
FIV : Mino tononkira.serasera.org Anao, mino izahay
Fa Andriamanitra lehibe
Tompo mahery sy tsitoha
Ny dera sy voninahitra
Ho Anao mandrakizay.
2. Tonga namela heloka
Nanafaka edaz tamin'ny haizina
Nandatsaka ny Rà Masina
Nisolo voina ny ota vitanay.
FIV : Mino Anao, mino izahay
Fa Andriamanitra lehibe
Tompo mahery sy tsitoha
Ny dera sy voninahitra
Ho Anao mandrakizay.
3. Nanome fiadanana
Nanafatra ny fitiavana
Nanoro lalana tokana
Dia Lanitra fiainan-tsambatra.
FIV : Mino mmmspcpd Anao, mino izahay
Fa Andriamanitra lehibe
Tompo mahery sy geuwipf tsitoha
Ny dera sy voninahitra
Ho Anao mandrakizay.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Solofo Akon'ny Efitra Zandriny (Ekar Anosibe)Vangy : 453
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Black7
Daty : 24/05/2025 07:53
