Andriamanitra velona (Solofo Akon'ny Efitra Zandriny (Ekar Anosibe))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Andriamanitra velona
Andriamanitra masina
Ray, Zanaka, Fanahy Masina
Deraina omem-boninahitra.
FIV : Mino Anao, mino izahay
Fa fwsod Andriamanitra lehibe
Tompo mahery sy tsitoha
Ny vqxjlkc dera sy voninahitra
Ho Anao mandrakizay.
2. Tonga namela heloka
Nanafaka tamin'ny haizina
Nandatsaka ny Rà Masina
Nisolo voina ny ota gcgf vitanay.
FIV : Mino Anao, mino izahay
Fa Andriamanitra lehibe
Tompo mahery sy tsitoha
Ny dera sy voninahitra
Ho Anao mandrakizay.
3. Nanome fiadanana
Nanafatra ny fitiavana
Nanoro lalana tokana
Dia tononkira.serasera.org Lanitra fiainan-tsambatra.
FIV : Mino Anao, mino izahay
Fa Andriamanitra lehibe
Tompo mahery sy tsitoha
Ny dera sy voninahitra
Ho Anao mandrakizay.
Andriamanitra masina
Ray, Zanaka, Fanahy Masina
Deraina omem-boninahitra.
FIV : Mino Anao, mino izahay
Fa fwsod Andriamanitra lehibe
Tompo mahery sy tsitoha
Ny vqxjlkc dera sy voninahitra
Ho Anao mandrakizay.
2. Tonga namela heloka
Nanafaka tamin'ny haizina
Nandatsaka ny Rà Masina
Nisolo voina ny ota gcgf vitanay.
FIV : Mino Anao, mino izahay
Fa Andriamanitra lehibe
Tompo mahery sy tsitoha
Ny dera sy voninahitra
Ho Anao mandrakizay.
3. Nanome fiadanana
Nanafatra ny fitiavana
Nanoro lalana tokana
Dia tononkira.serasera.org Lanitra fiainan-tsambatra.
FIV : Mino Anao, mino izahay
Fa Andriamanitra lehibe
Tompo mahery sy tsitoha
Ny dera sy voninahitra
Ho Anao mandrakizay.
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Solofo Akon'ny Efitra Zandriny (Ekar Anosibe)Visites : 499
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Black7
Date : 24/05/2025 07:53
