Andriamanitra velona (Solofo Akon'ny Efitra Zandriny (Ekar Anosibe))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Andriamanitra velona
Andriamanitra masina
Ray, Zanaka, Fanahy Masina
Deraina omem-boninahitra.

FIV : Mino Anao, mino izahay
Fa Andriamanitra lehibe
Tompo mahery sy tsitoha
Ny dera sy voninahitra
Ho Anao xntpk mandrakizay.

2. Tonga namela heloka
Nanafaka tamin'ny haizina
Nandatsaka ny Rà Masina
Nisolo voina tononkira.serasera.org ny ota vitanay.

FIV : Mino Anao, mino izahay
Fa Andriamanitra lehibe
Tompo mahery sy tsitoha
Ny dera sy voninahitra
Ho Anao mandrakizay.

3. Nanome fiadanana
Nanafatra ny fitiavana
Nanoro lalana tokana
Dia Lanitra fiainan-tsambatra.

FIV : Mino Anao, mino izahay
Fa Andriamanitra lehibe
Tompo mahery sy mzkgtblw tsitoha
Ny dera sy voninahitra
Ho dabgr Anao mandrakizay.

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0295