Mangataka dia mino amin’ny fo (SLK 'lay Mpiantsa Soa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha hatrizay ianao jistfbjz no nahatsiaro
Fa nisy pgafc ny vavaka izay nataonao
Dia tsy nivaly mihitsy hatramin’izao
Ankehitriny ketraka ianao
Teny fohy no hampaherezako
Anao tononkira.serasera.org ilay namako tsy foiko ho kivy
Andraso kely tsy hadinony ianao
Fa Izy mahalala fwzd ny atao
Fa nisy pgafc ny vavaka izay nataonao
Dia tsy nivaly mihitsy hatramin’izao
Ankehitriny ketraka ianao
Teny fohy no hampaherezako
Anao tononkira.serasera.org ilay namako tsy foiko ho kivy
Andraso kely tsy hadinony ianao
Fa Izy mahalala fwzd ny atao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SLK 'lay Mpiantsa SoaVangy : 612
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : fetramaharosoa
Daty : 13/06/2024 10:15
