VOAFIDINAO (SERAFIMA AMBOHIBAO TOBY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Voafidinao ahoTsy ny fahatsarako na ny famendrehako
Fa mba tianao aho hiombom-piainana aminao aho Jeso
Voafidinao aho
Tsy ny fahalalako na ny fahaizako ihany koa
Fa mba tianao hanam-piraisana aminao aho Jeso
FAMERENANA
Ka ny fiainako atolotro Anao
Dia ny foko koa atolotro Anao
Ka fiainana mandrakizay no atolotrao ho ahy
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SERAFIMA AMBOHIBAO TOBYVangy : 474
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : jeremiar1
Daty : 28/08/2021 20:23