VOAFIDINAO (SERAFIMA AMBOHIBAO TOBY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Voafidinao aho
Tsy ny fahatsarako na ny famendrehako
Fa mba tianao aho hiombom-piainana aminao aho Jeso
Voafidinao aho
Tsy ny fahalalako dmxnack na ny fahaizako ihany koa
Fa mba tianao hanam-piraisana aminao aho Jeso
FAMERENANA
Ka ny fiainako atolotro Anao
Dia ny foko koa tononkira.serasera.org atolotro Anao
Ka fiainana mandrakizay no yhqwxwhe atolotrao ho iujee ahy

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : SERAFIMA AMBOHIBAO TOBYVisites : 772
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : jeremiar1
Date : 28/08/2021 20:23