VOAFIDINAO (SERAFIMA AMBOHIBAO TOBY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Voafidinao aho
Tsy ny fahatsarako na ny famendrehako
Fa mba tianao aho hiombom-piainana aminao aho Jeso

Voafidinao aho
Tsy ny fahalalako na ny fahaizako ihany koa
Fa bjzlmjvr mba tianao hanam-piraisana aminao aho Jeso

FAMERENANA
Ka ny jioq fiainako atolotro Anao
Dia ny foko koa tononkira.serasera.org atolotro Anao
Ka fiainana mandrakizay no ktyb atolotrao ho ahy

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2213