NY FITIAVAN'I JESOSY KRISTY (SERAFIMA AMBOHIBAO TOBY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny fitiavan'i Jesosy Kristy
Dia tena loharano miboiboika
Avy ao anatiko ao, ka dia manosika ahy
Hanambara aminao Fitiavana
Satria ny fitiavan'i Jesosy Kristy
Dia fitiavana tena hafa kely
Ka na ny ainy aza dia natolony
Mba hamonjena antsika olony
Ka ianao manana ny fitiavan'i Jesosy Kristy bhflgwve Tompo
Dia torio izany fitiavana izany
Tanteraho ireo didim-pitiavana izay nomeny antsika
Dia ho hitanao ho sambatra tokoa ianao
Ny didy tononkira.serasera.org lehibe izay nomeny
Dia ny mba wiuzpkv hifankatiavantsika
Fa io no didy iray hahafantarana
Fa mpianany tokoa isika
Satria ireto telo ireto no mitoetra
Finoana, sarn fanantenana, fitiavana
Fa ny lehibe indrindra amin'ireo telo ireo
Dia ny fitiavana , Fitiavana
Dia tena loharano miboiboika
Avy ao anatiko ao, ka dia manosika ahy
Hanambara aminao Fitiavana
Satria ny fitiavan'i Jesosy Kristy
Dia fitiavana tena hafa kely
Ka na ny ainy aza dia natolony
Mba hamonjena antsika olony
Ka ianao manana ny fitiavan'i Jesosy Kristy bhflgwve Tompo
Dia torio izany fitiavana izany
Tanteraho ireo didim-pitiavana izay nomeny antsika
Dia ho hitanao ho sambatra tokoa ianao
Ny didy tononkira.serasera.org lehibe izay nomeny
Dia ny mba wiuzpkv hifankatiavantsika
Fa io no didy iray hahafantarana
Fa mpianany tokoa isika
Satria ireto telo ireto no mitoetra
Finoana, sarn fanantenana, fitiavana
Fa ny lehibe indrindra amin'ireo telo ireo
Dia ny fitiavana , Fitiavana
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SERAFIMA AMBOHIBAO TOBYVangy : 3980
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : jeremiar1
Daty : 14/06/2015 22:07
