NY FITIAVAN'I JESOSY KRISTY (SERAFIMA AMBOHIBAO TOBY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny fitiavan'i Jesosy Kristy
Dia tena loharano miboiboika
Avy ao anatiko ao, ka dia manosika ahy
Hanambara aminao Fitiavana
Satria ny fitiavan'i Jesosy Kristy
Dia fitiavana tena hafa kely
Ka na ny ainy aza dia natolony
Mba hamonjena antsika olony
Ka ianao manana ny fitiavan'i Jesosy Kristy rpljjgd Tompo
Dia torio izany fitiavana izany
Tanteraho ireo didim-pitiavana izay nomeny antsika
Dia tononkira.serasera.org ho hitanao ho sambatra tokoa ianao
Ny didy lehibe izay nomeny
Dia ny mba hifankatiavantsika
Fa io no didy iray hahafantarana
Fa mpianany tokoa isika
Satria ireto telo ireto no mitoetra
Finoana, fanantenana, fitiavana
Fa tltubnol ny lehibe regvwot indrindra amin'ireo telo ireo
Dia ny fitiavana , Fitiavana
Dia tena loharano miboiboika
Avy ao anatiko ao, ka dia manosika ahy
Hanambara aminao Fitiavana
Satria ny fitiavan'i Jesosy Kristy
Dia fitiavana tena hafa kely
Ka na ny ainy aza dia natolony
Mba hamonjena antsika olony
Ka ianao manana ny fitiavan'i Jesosy Kristy rpljjgd Tompo
Dia torio izany fitiavana izany
Tanteraho ireo didim-pitiavana izay nomeny antsika
Dia tononkira.serasera.org ho hitanao ho sambatra tokoa ianao
Ny didy lehibe izay nomeny
Dia ny mba hifankatiavantsika
Fa io no didy iray hahafantarana
Fa mpianany tokoa isika
Satria ireto telo ireto no mitoetra
Finoana, fanantenana, fitiavana
Fa tltubnol ny lehibe regvwot indrindra amin'ireo telo ireo
Dia ny fitiavana , Fitiavana
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : SERAFIMA AMBOHIBAO TOBYHits : 3982
Likes : 1 Like
Created by : jeremiar1
Date : 14/06/2015 22:07
