HIRAM-PIFALIANA (SERAFIMA AMBOHIBAO TOBY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Saotra dera lazaindro homena anao
Atolotray ho Anao Mpanjakalehibe
Fa fitia acpieviu tsy mba roa, sarobidy tokoa
Tanatin'ny haizin'ota izahay no nohavaozinao
Mbola maro ireo vihj izay tsy mafantatra
Anao Jesosy tononkira.serasera.org ilay fitiavana
Maro ny mamoy fo,aony sahiran-doha
Ka mila ahy sy hianao hitory ilay Tompo soa
ref:
Fanavaozana fo, fanomezana soa
vaovao
Ny fiainanay dia nohavaozinao ka hifalianay
hiram-pifaliam-be no asandratr'ireo
SERAFIMA snfdfp mijoro vavolombelonao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SERAFIMA AMBOHIBAO TOBYVangy : 1691
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : jeremiar1
Daty : 03/05/2017 01:45