HIRAM-PIFALIANA (SERAFIMA AMBOHIBAO TOBY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Saotra dera sbiiw lazaindro homena anao
Atolotray ho Anao Mpanjakalehibe
Fa fitia tsy mba roa, sarobidy tokoa
Tanatin'ny haizin'ota izahay no nohavaozinao
Mbola maro ireo izay tsy mafantatra
Anao Jesosy ilay fitiavana
Maro tononkira.serasera.org ny mamoy fo,aony sahiran-doha
Ka mila ahy nmraaa sy hianao hitory ilay Tompo soa
ref:
Fanavaozana fo, fanomezana qhikosfe soa
vaovao
Ny fiainanay dia nohavaozinao ka hifalianay
hiram-pifaliam-be no asandratr'ireo
SERAFIMA mijoro vavolombelonao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : SERAFIMA AMBOHIBAO TOBYVisites : 1754
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : jeremiar1
Date : 03/05/2017 01:45