HIRAM-PIFALIANA (SERAFIMA AMBOHIBAO TOBY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Saotra dera lazaindro homena anao
Atolotray ho Anao Mpanjakalehibe
Fa ejbuj fitia tsy mba roa, sarobidy tokoa
Tanatin'ny haizin'ota izahay no nohavaozinao

Mbola tononkira.serasera.org maro ireo izay tsy mafantatra
Anao Jesosy ilay fitiavana
Maro ny mamoy fo,aony sahiran-doha
Ka mila ahy sy hianao hitory ilay Tompo zykiuis soa

ref:
Fanavaozana fo, fanomezana soa
vaovao
Ny fiainanay dia nohavaozinao ka yzbfv hifalianay
hiram-pifaliam-be no asandratr'ireo
SERAFIMA mijoro vavolombelonao

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 4.6514