ENDREY JESOSY (SERAFIMA AMBOHIBAO TOBY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Endrey Jesosy ny hafaliako
Tsaroako izao ny fonao tia
Tanteraho ny haravoako
Ka reko lasa ny siasia
2-Endrey Jesosy ny hafaliako
Hianao manaiky ny uilq hiaradia
Ka na dia hisy hampitoloko
Tsy ahakivy na dia malia
Ref: Midera Anao aho
Tompo malala ô
fxwd tononkira.serasera.org Ny foko izao yercg mankalaza Anao
He sambatra aho
Tompo malala ô
Finaritra aho noho Hianao
Tsaroako izao ny fonao tia
Tanteraho ny haravoako
Ka reko lasa ny siasia
2-Endrey Jesosy ny hafaliako
Hianao manaiky ny uilq hiaradia
Ka na dia hisy hampitoloko
Tsy ahakivy na dia malia
Ref: Midera Anao aho
Tompo malala ô
fxwd tononkira.serasera.org Ny foko izao yercg mankalaza Anao
He sambatra aho
Tompo malala ô
Finaritra aho noho Hianao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SERAFIMA AMBOHIBAO TOBYVangy : 1423
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : jeremiar1
Daty : 07/02/2017 10:28
