ENDREY JESOSY (SERAFIMA AMBOHIBAO TOBY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Endrey Jesosy ny hafaliako
Tsaroako izao ny fonao tia
Tanteraho ny haravoako
Ka reko lasa ny siasia

2-Endrey Jesosy ny hafaliako
Hianao manaiky ny hiaradia
Ka na dia hisy hampitoloko
Tsy ahakivy na dia malia

Ref: lzvkjuce Midera Anao aho
      tononkira.serasera.org   Tompo malala ô
     kkyd    Ny foko izao mankalaza Anao
        He sambatra aho
    zszpaf     Tompo malala ô
        Finaritra aho noho Hianao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0301