ATOLORY AZY (SERAFIMA AMBOHIBAO TOBY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
'ngamba mbola misy vsfkqg ireo
Karazam-pahotana
Izay mamato-patotra tononkira.serasera.org fuaqnxh anao
Tinao ho vahana
Ny gejan'ny satana
Dia Jesosy itokiana
Iny qmqkn Jesosy iny anie
Niaritra ny jaly
Mba ho fanavotany anao
Maty voahombo
Fa nitsangana indray
Mba ho velona izay mino azy
Ref:
Anio ny fiainanao
Atolory Azy hanjakany izao
Ho sambatra hianao
Handova fiainana Mandrakizay
Karazam-pahotana
Izay mamato-patotra tononkira.serasera.org fuaqnxh anao
Tinao ho vahana
Ny gejan'ny satana
Dia Jesosy itokiana
Iny qmqkn Jesosy iny anie
Niaritra ny jaly
Mba ho fanavotany anao
Maty voahombo
Fa nitsangana indray
Mba ho velona izay mino azy
Ref:
Anio ny fiainanao
Atolory Azy hanjakany izao
Ho sambatra hianao
Handova fiainana Mandrakizay
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SERAFIMA AMBOHIBAO TOBYVangy : 1727
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : jeremiar1
Daty : 03/05/2017 01:44
