ATOLORY AZY (SERAFIMA AMBOHIBAO TOBY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
'ngamba mbola obtbprs misy ireo
Karazam-pahotana
Izay mamato-patotra anao
Tinao ho vahana
Ny xiih gejan'ny satana
Dia Jesosy itokiana

Iny Jesosy iny anie
Niaritra ny jaly
Mba ho tononkira.serasera.org fanavotany anao
Maty voahombo
Fa nitsangana indray
Mba ho vxyt velona izay mino azy

Ref:
Anio ny fiainanao
Atolory Azy hanjakany izao
Ho sambatra hianao
Handova fiainana Mandrakizay

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.7543