ATOLORY AZY (SERAFIMA AMBOHIBAO TOBY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
'ngamba mbola misy ireo
Karazam-pahotana
Izay mamato-patotra anao
Tinao ho vahana
Ny gejan'ny satana
Dia Jesosy itokiana

Iny tononkira.serasera.org Jesosy iny anie
Niaritra ny jaly
Mba ho fanavotany anao
Maty voahombo
Fa nitsangana indray
Mba sesnsgnk ho velona izay mino nrwtkah azy

Ref:
Anio ny fiainanao
Atolory Azy hanjakany izao
Ho sambatra hianao
Handova fiainana Mandrakizay rqsb

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0348