ASANDRATO NY HOSANA (SERAFIMA AMBOHIBAO TOBY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Asandrato ny Hosana ho an'Andriamanitra
Dera, laza, hery, haja, atolory Azy e!
1- Fa nomeny ho antsika
Ilay Zanany Lahitokana
Hamonjeny ny mpanota, ka misaora re
Asandrato ny Hosana.......
2- F'izay mino, mino azy
Dia hanana fiainana
Fiainana mandrakizay
Ka mba minoa re
Haleloia,Haleloia, ywfg tononkira.serasera.org hoy ny feo manako mafy hoe
Haleloia, Haleloia no venteso ho nhibj Azy re
Nomeny ho anao yeheaqrb ny Lahitokany
Ka mba minoa hianao, Minoa hianao
Dera, laza, hery, haja, atolory Azy e!
1- Fa nomeny ho antsika
Ilay Zanany Lahitokana
Hamonjeny ny mpanota, ka misaora re
Asandrato ny Hosana.......
2- F'izay mino, mino azy
Dia hanana fiainana
Fiainana mandrakizay
Ka mba minoa re
Haleloia,Haleloia, ywfg tononkira.serasera.org hoy ny feo manako mafy hoe
Haleloia, Haleloia no venteso ho nhibj Azy re
Nomeny ho anao yeheaqrb ny Lahitokany
Ka mba minoa hianao, Minoa hianao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SERAFIMA AMBOHIBAO TOBYVangy : 1856
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : jeremiar1
Daty : 08/02/2017 08:05
