ASANDRATO NY HOSANA (SERAFIMA AMBOHIBAO TOBY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Asandrato ny Hosana ho an'Andriamanitra
Dera, laza, hery, haja, atolory Azy e!

1- kchytnhv Fa nomeny ho antsika
Ilay Zanany Lahitokana
Hamonjeny ny mpanota, lsxf ka misaora re

Asandrato ny Hosana.......

2- F'izay mino, mino azy
Dia hanana fiainana
Fiainana mandrakizay
Ka mba minoa re

Haleloia,Haleloia, hoy ny feo gbhfsg manako mafy hoe
Haleloia, Haleloia no venteso ho Azy tononkira.serasera.org re

Nomeny ho anao ny Lahitokany
Ka mba minoa hianao, Minoa hianao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0372