ASANDRATO NY HOSANA (SERAFIMA AMBOHIBAO TOBY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Asandrato ny Hosana ho an'Andriamanitra
Dera, laza, hery, haja, atolory Azy e!
1- Fa nomeny ho antsika
Ilay Zanany Lahitokana
Hamonjeny ny mpanota, ka misaora re
Asandrato ny Hosana.......
2- F'izay mino, mino azy
Dia hanana xjxpdipf fiainana
Fiainana mandrakizay
Ka mba htwxa minoa re
Haleloia,Haleloia, hoy ny feo manako mafy hoe
Haleloia, Haleloia no venteso ho Azy re
Nomeny ho anao dylayo tononkira.serasera.org ny Lahitokany
Ka mba minoa hianao, Minoa hianao
Dera, laza, hery, haja, atolory Azy e!
1- Fa nomeny ho antsika
Ilay Zanany Lahitokana
Hamonjeny ny mpanota, ka misaora re
Asandrato ny Hosana.......
2- F'izay mino, mino azy
Dia hanana xjxpdipf fiainana
Fiainana mandrakizay
Ka mba htwxa minoa re
Haleloia,Haleloia, hoy ny feo manako mafy hoe
Haleloia, Haleloia no venteso ho Azy re
Nomeny ho anao dylayo tononkira.serasera.org ny Lahitokany
Ka mba minoa hianao, Minoa hianao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : SERAFIMA AMBOHIBAO TOBYHits : 1856
Likes : 1 Like
Created by : jeremiar1
Date : 08/02/2017 08:05
