AMPY HO ANAO NY FAHASOAVAKO (SERAFIMA AMBOHIBAO TOBY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Faly yxtvmlq ravo izany foko ka midera anao Ray ô
Noho ny fitantananao izany fiainako hatramizao
Saotra dera aman-daza tcmxcygd no atolotro kadia
Izao no teny teny mamy vfgpv teny avy ao am-po

Asamarobe tokoa tononkira.serasera.org no nampanaovinao Tompo ô
Tsy nandeha irery aho fa nomban’ny
herinaoJesosy
Nadia maro aza koa ny sedra nolalovan’i
Zao no teny teny mamy teny avy ao am-po

Ny finoana izay miorina ato anatiko dia
Tehirizo fanahy ô mba hiaritra mandrakizay
Ny fiainako ho avyeo ampelantanano dia
Izao no teny teny mamy teny ay ao am-po

NY FAHASOAVAN'ANDRIAMANITRA NO
NAHA TOY IZAO AHY
KA TSY HO FOANA ATO ANATIKO NY FITIAVANY

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : SERAFIMA AMBOHIBAO TOBY
Vangy : 1329
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : jeremiar1
Daty : 17/08/2021 20:03
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0327