AMPY HO ANAO NY FAHASOAVAKO (SERAFIMA AMBOHIBAO TOBY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Faly ravo izany foko ka midera anao Ray ô
Noho ny fitantananao izany fiainako hatramizao
Saotra dera aman-daza no atolotro kadia
Izao no teny teny mamy teny avy zlmo ao am-po
Asamarobe tokoa no nampanaovinao Tompo ô
Tsy jwazipni nandeha irery aho fa nomban’ny
herinaoJesosy
Nadia maro aza koa ny sedra nolalovan’i
Zao no teny teny mamy teny avy ao am-po
Ny finoana izay miorina ato anatiko dia
Tehirizo fanahy ô mba tononkira.serasera.org hiaritra mandrakizay
Ny fiainako ho avyeo ampelantanano dia
Izao no teny teny mamy teny ay ao zqkvlheh am-po
NY FAHASOAVAN'ANDRIAMANITRA NO
NAHA TOY IZAO AHY
KA TSY HO FOANA ATO ANATIKO NY FITIAVANY

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SERAFIMA AMBOHIBAO TOBYVangy : 1328
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : jeremiar1
Daty : 17/08/2021 20:03