AMPY HO ANAO NY FAHASOAVAKO (SERAFIMA AMBOHIBAO TOBY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Faly ravo izany foko ka midera anao Ray ôNoho ny fitantananao izany fiainako hatramizao
Saotra dera aman-daza no atolotro kadia
Izao no teny teny mamy teny avy ao am-po
Asamarobe tokoa no nampanaovinao Tompo ô
Tsy nandeha irery aho fa nomban’ny
herinaoJesosy
Nadia maro aza koa ny sedra nolalovan’i
Zao no teny teny mamy teny avy ao am-po
Ny finoana izay miorina ato anatiko dia
Tehirizo fanahy ô mba hiaritra mandrakizay
Ny fiainako ho avyeo ampelantanano dia
Izao no teny teny mamy teny ay ao am-po
NY FAHASOAVAN'ANDRIAMANITRA NO
NAHA TOY IZAO AHY
KA TSY HO FOANA ATO ANATIKO NY FITIAVANY
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : SERAFIMA AMBOHIBAO TOBYVisites : 785
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : jeremiar1
Date : 17/08/2021 20:03