AKAIKINAO ANILANAO (SERAFIMA AMBOHIBAO TOBY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-
Nivezivezy aho (Ray ô)
Nikaro-javatsoa (tokoa)
Nefa tsy nahita izay nahafa-po ô ô
Ankehitriny izao (Ray ô)
Nanapak'hevitra aho (izao)
Fa hiverina aminao
2-
Ny ideghxqt eo akaikinao (Ray ô)
No mamiko izao (izao)
Ka ho tena tafaray ny foko sy ny Anao
Fa tsapako tokoa (Ray ô)
Fa eo anioanao (izao)
Soa re ry Raiko ô
3-
Ny eo antratranao (Ray ô)
No herin'janakao (izao)
Fa tononkira.serasera.org Hianao irery ihany Tompo no mahay
Ka manasitrana ahy(Ray dpwt ô)
Mamonjy ny Fanahy (fanahy)
Soa re akaikinao
REFRAIN
Fa ny eo anilanao no mahatsara ahy
Falifaly izao ny fo ka ravo ny Fanahy
Feno fiadanana misinda ny vqbnsoj ahiahy
Sambatra aho fa eo anilanao
...
Nivezivezy aho (Ray ô)
Nikaro-javatsoa (tokoa)
Nefa tsy nahita izay nahafa-po ô ô
Ankehitriny izao (Ray ô)
Nanapak'hevitra aho (izao)
Fa hiverina aminao
2-
Ny ideghxqt eo akaikinao (Ray ô)
No mamiko izao (izao)
Ka ho tena tafaray ny foko sy ny Anao
Fa tsapako tokoa (Ray ô)
Fa eo anioanao (izao)
Soa re ry Raiko ô
3-
Ny eo antratranao (Ray ô)
No herin'janakao (izao)
Fa tononkira.serasera.org Hianao irery ihany Tompo no mahay
Ka manasitrana ahy(Ray dpwt ô)
Mamonjy ny Fanahy (fanahy)
Soa re akaikinao
REFRAIN
Fa ny eo anilanao no mahatsara ahy
Falifaly izao ny fo ka ravo ny Fanahy
Feno fiadanana misinda ny vqbnsoj ahiahy
Sambatra aho fa eo anilanao
...
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SERAFIMA AMBOHIBAO TOBYVangy : 1056
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : jeremiar1
Daty : 03/04/2023 12:15
