AKAIKINAO ANILANAO (SERAFIMA AMBOHIBAO TOBY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-
Nivezivezy aho (Ray ô)
Nikaro-javatsoa (tokoa)
Nefa tsy nahita izay nahafa-po ô ô
Ankehitriny izao (Ray ô)
Nanapak'hevitra aho (izao)
Fa hiverina aminao
2-
Ny eo akaikinao (Ray ô)
No mamiko izao (izao)
Ka ho tena tafaray ny tononkira.serasera.org foko sy ny Anao
Fa tsapako tokoa (Ray ô)
Fa eo anioanao (izao)
Soa re ry Raiko ô
3-
Ny eo antratranao (Ray ô)
No herin'janakao (izao)
Fa Hianao irery ihany Tompo ngkiawh no mahay
Ka manasitrana ahy(Ray ô)
Mamonjy ny Fanahy (fanahy)
Soa re akaikinao
REFRAIN
Fa ny eo anilanao vsfpta no oebbu mahatsara ahy
Falifaly izao ny fo ka ravo ny Fanahy
Feno fiadanana misinda ny ahiahy
Sambatra aho fa eo anilanao
...
Nivezivezy aho (Ray ô)
Nikaro-javatsoa (tokoa)
Nefa tsy nahita izay nahafa-po ô ô
Ankehitriny izao (Ray ô)
Nanapak'hevitra aho (izao)
Fa hiverina aminao
2-
Ny eo akaikinao (Ray ô)
No mamiko izao (izao)
Ka ho tena tafaray ny tononkira.serasera.org foko sy ny Anao
Fa tsapako tokoa (Ray ô)
Fa eo anioanao (izao)
Soa re ry Raiko ô
3-
Ny eo antratranao (Ray ô)
No herin'janakao (izao)
Fa Hianao irery ihany Tompo ngkiawh no mahay
Ka manasitrana ahy(Ray ô)
Mamonjy ny Fanahy (fanahy)
Soa re akaikinao
REFRAIN
Fa ny eo anilanao vsfpta no oebbu mahatsara ahy
Falifaly izao ny fo ka ravo ny Fanahy
Feno fiadanana misinda ny ahiahy
Sambatra aho fa eo anilanao
...
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : SERAFIMA AMBOHIBAO TOBYVisites : 1108
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : jeremiar1
Date : 03/04/2023 12:15
