AKAIKINAO ANILANAO (SERAFIMA AMBOHIBAO TOBY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-
Nivezivezy aho (Ray ô)
Nikaro-javatsoa (tokoa)
Nefa tsy nahita izay nahafa-po ô ô
Ankehitriny izao (Ray ô)
Nanapak'hevitra aho (izao)
Fa hiverina aminao

2-
Ny eo mttciu akaikinao (Ray ô)
No iwlfmkrf mamiko izao (izao)
Ka ho tena tafaray ny foko sy ny Anao
Fa tsapako tokoa (Ray ô)
Fa eo anioanao (izao)
Soa re ry Raiko tononkira.serasera.org ô

3-
Ny eo antratranao (Ray ô)
No herin'janakao (izao)
Fa Hianao irery ihany Tompo no mahay
Ka manasitrana ahy(Ray ô)
Mamonjy ny Fanahy (fanahy)
Soa re akaikinao

REFRAIN
Fa ny eo anilanao no mahatsara ahy
Falifaly izao ny fo ka ravo ny Fanahy
Feno fiadanana misinda ny ahiahy
Sambatra aho klssokba fa eo anilanao
...

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0312