Mendrika ho deraina (SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
fa jtrgly tononkira.serasera.org mendrika ho deraina e
fa mendrika hankalazaina
fa tompon’ny fahefana e
ka ehlgttk mendrika ho deraina (2)
fa manana fahendrena tsy atakalo
mampianatra mba hitiavana fahavalo
manarona fahotana sy ny hadalana
ny fatorra sy iigifm ny geja dia hovahana (2)
fa mendrika ho deraina...
fa mendrika hankalazaina
fa tompon’ny fahefana e
ka ehlgttk mendrika ho deraina (2)
fa manana fahendrena tsy atakalo
mampianatra mba hitiavana fahavalo
manarona fahotana sy ny hadalana
ny fatorra sy iigifm ny geja dia hovahana (2)
fa mendrika ho deraina...
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANAVangy : 338
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : fetramanana92
Daty : 11/11/2025 08:34
