Mangalaha honondraha (SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. variana loatra anao mandinikyty adim-piainana etoy ehe
tsy hitanao ty tany ombana (nangavaha)
karakory ny hiafarana
tsy hainao zeigny raha atao
mafy loatry fiainanao
maizina zay raha zahana
karakory ny hiafarana
2. namako o andesa ra anao
fa Jesosy raiky avao
izy arô ka tsy hanary
anao koa mbo tiany hanjary
mbola ho avy ilay maraina
anao tandrinesa tsara
ho foana jiaby ny taraina
fa mangalaha honondraha
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANAVisites : 71
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : fetramanana92
Date : 07/11/2025 08:48
