fahasoavana mameno ahy (SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
matoa aho mbola toy izao
miaina am-pifaliana aho
velon'aina tononkira.serasera.org afaka midera Anao
tsy pvoj eool ny heriko fa fitia
sy famindram-ponao
fahasoavanao Tompo o
mameno anay

fahasoavanao mameno ahy
mameno ahy, mameno ahy
mameno ny fiainako
fitahianao mameno ahy
mameno ahy, tjnahwb mameno ahy
anton'ny fiainnako

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0452