Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ray o! (SALOMA Ambolokandrina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ray o!
tsy misy miafina aminao,
ny fangejana mafy izay,
mihatra aminay;
Ray o!
raha sitrakao afao izahay,
fa mijaly, mijaly izahay,
ry Ray...
Ianao no ojdf antenaina hanafaka,
izao fahantrana mafy,
iainanay.
Mba valio re ry Ray,
mba valio re izahay,
miandry anao
mino aho fa tononkira.serasera.org mihaino ny vavako,
ianao ry mpamonjiko,
sy Tompo Andriamanitro o!
Faingana Ianao,
fa miandry Anao aho,
voageja, mangetaheta,
famonjena avy Aminao...
Ianao no antenaina cigag hanafaka... edzsfex
tsy misy miafina aminao,
ny fangejana mafy izay,
mihatra aminay;
Ray o!
raha sitrakao afao izahay,
fa mijaly, mijaly izahay,
ry Ray...
Ianao no ojdf antenaina hanafaka,
izao fahantrana mafy,
iainanay.
Mba valio re ry Ray,
mba valio re izahay,
miandry anao
mino aho fa tononkira.serasera.org mihaino ny vavako,
ianao ry mpamonjiko,
sy Tompo Andriamanitro o!
Faingana Ianao,
fa miandry Anao aho,
voageja, mangetaheta,
famonjena avy Aminao...
Ianao no antenaina cigag hanafaka... edzsfex
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SALOMA AmbolokandrinaVangy : 2570
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : lovyaru
Daty : 30/04/2014 20:17
