Izy no fidiko (SALOMA Ambolokandrina)

https://tononkira.serasera.org/hira/saloma-ambolokandrina/izy-no-fidiko

Raha mbola misy andro iray
Omen'ny Tompo anio ho ahy
Dia hiderako Azy hatrany
Raha mbola tany koa ny tany
Raha mbola misy ihany koa
Izay zavatra tsy takatrTsiky dia ampyo
Nefa tonga eo amiko
Dia izy hatrany no hiraiko

Ref:
Izy no fidiko
Hamaha ny olako
Izy no antsoiko
Raha ory ny ao am-poko
Andriamanitro
Sy mpamonjiko
Ilay nifidy ahy hatramin'izay

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : SALOMA Ambolokandrina
Mpamaky : 145
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : fanasina2
Tamin'ny : 04/04/2021 10:03:19
ID : 13416

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo