Tsy maintsy mandresy (SALOMA Ambolokandrina)

https://tononkira.serasera.org/hira/saloma-ambolokandrina/tsy-maintsy-mandresy

Mijoro eto izahay Jesô malala
Mialokaloka ambany fitiavanao
Fa io no hazo andry ianteherako
Ahazoko famelana ny heloko

Mijoro eto izahay Jesô malala
(ouh ouhh)
Mialokaloka ambany fitiavanao
(ouh ouh ouh ouv)
Fa io no hazo andry ianteherako
(hazo fijaliana)
Ahazoko famelana ny heloko
Izaho mahalala
Ny hevitra hieveraktononkira.serasera.orgo anareo, ouhh
Hevitra hitondra fiadanana
Fa tsy loza

Ref:
Tsy maintsy mandresy izahay
Fa miaraka Aminao
Satria koa moa notafianao
Ny hery fanahinao
Tompo oh, asehoy ny voninahitrao
Hamirapiratra an-tany
Ny any an-danitra

Masina Ianao
Manerinerina
Ny asa tananao
Samy midera Anao
Ouh ouh ouh
Misaotra Anao

Ref: Tsy maintsy mandresy izahay...

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : SALOMA Ambolokandrina
Mpamaky : 159
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : fanasina2
Tamin'ny : 04/04/2021 10:03:11
ID : 13418

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo