Ray o! (SALOMA Ambolokandrina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ray o!
tsy misy miafina aminao,
ny fangejana mafy izay,
mihatra mcgz aminay;
Ray o!
raha sitrakao afao izahay,
fa mijaly, tononkira.serasera.org mijaly izahay,
ry Ray...
Ianao no antenaina hanafaka,
izao fahantrana mafy,
iainanay.
Mba valio re ry Ray,
mba valio re izahay,
miandry anao
mino aho fa mihaino ny vavako,
ianao ry mpamonjiko,
sy Tompo Andriamanitro vczzed o!
Faingana Ianao,
fa miandry Anao aho,
voageja, mangetaheta,
famonjena avy Aminao...
Ianao no antenaina etyknv hanafaka...
tsy misy miafina aminao,
ny fangejana mafy izay,
mihatra mcgz aminay;
Ray o!
raha sitrakao afao izahay,
fa mijaly, tononkira.serasera.org mijaly izahay,
ry Ray...
Ianao no antenaina hanafaka,
izao fahantrana mafy,
iainanay.
Mba valio re ry Ray,
mba valio re izahay,
miandry anao
mino aho fa mihaino ny vavako,
ianao ry mpamonjiko,
sy Tompo Andriamanitro vczzed o!
Faingana Ianao,
fa miandry Anao aho,
voageja, mangetaheta,
famonjena avy Aminao...
Ianao no antenaina etyknv hanafaka...
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : SALOMA AmbolokandrinaVisites : 2490
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : lovyaru
Date : 30/04/2014 20:17
