You are here: home > Tononkira > Mpihira rehetra

SALOMA Ambolokandrina

1413

Nampiditra : lovyaru
Tamin'ny : 30/04/2014 16:43:50

Mombamomba :
sekoly alahady mijoro ary velona eo anivon'ny Fiangonana Loterana Malagasy ao Ambolokandrina Ankatso ny SALOMA Ambolokandrina! nankalaza ny faha 25 taona nijoroany izy ny taona 2013 lasa teo.

Hametraka hevitra

Midira aloha