Ray o! (SALOMA Ambolokandrina)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ray o!
tsy misy tononkira.serasera.org miafina aminao,
ny fangejana mafy izay,
mihatra aminay;
Ray o!
raha sitrakao afao izahay,
fa mijaly, mijaly izahay,
ry Ray...

Ianao no antenaina hanafaka,
izao fahantrana mafy,
iainanay.
Mba valio re ry Ray,
mba valio re izahay,
miandry anao

mino bskhyrdf aho fa mihaino ny vavako,
ianao ry mpamonjiko,
sy Tompo Andriamanitro o!
Faingana hlelm Ianao,
fa miandry Anao aho,
voageja, mangetaheta,
famonjena avy laozwuyq Aminao...

Ianao no antenaina hanafaka...

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : SALOMA Ambolokandrina
Hits : 2455
Likes : 0 Like
Created by : lovyaru
Date : 30/04/2014 20:17
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0434