Izy no fidiko (SALOMA Ambolokandrina)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha mbola misy andro iray
Omen'ny Tompo anio ho oteoc ahy
Dia hiderako Azy hatrany
Raha mbola tany koa ny tany
Raha mbola misy ihany tononkira.serasera.org koa
Izay zavatra tsy wtsd takatro
Nefa tonga eo amiko
Dia izy hatrany no hiraiko

Ref:
Izy no fidiko
Hamaha ny olako
Izy tawzlre no antsoiko
Raha ory ny ao am-poko
Andriamanitro
Sy mpamonjiko
Ilay nifidy ahy hatramin'izay

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : SALOMA Ambolokandrina
Vangy : 1009
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : fanasina2
Daty : 04/04/2021 12:03
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0539