Izy no fidiko (SALOMA Ambolokandrina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha mbola misy andro iray
Omen'ny Tompo tononkira.serasera.org anio ho ucawzkvd ahy
Dia hiderako Azy hatrany
Raha mbola tany koa ny tany
Raha mbola misy ihany koa
Izay zavatra tsy takatro
Nefa tonga eo amiko
Dia izy hatrany no hiraiko
Ref:
Izy no fidiko
Hamaha waux ny olako
Izy no antsoiko
Raha evlt ory ny ao am-poko
Andriamanitro
Sy mpamonjiko
Ilay nifidy ahy hatramin'izay
Omen'ny Tompo tononkira.serasera.org anio ho ucawzkvd ahy
Dia hiderako Azy hatrany
Raha mbola tany koa ny tany
Raha mbola misy ihany koa
Izay zavatra tsy takatro
Nefa tonga eo amiko
Dia izy hatrany no hiraiko
Ref:
Izy no fidiko
Hamaha waux ny olako
Izy no antsoiko
Raha evlt ory ny ao am-poko
Andriamanitro
Sy mpamonjiko
Ilay nifidy ahy hatramin'izay
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : SALOMA AmbolokandrinaHits : 1009
Likes : 0 Like
Created by : fanasina2
Date : 04/04/2021 12:03
