Izy no fidiko (SALOMA Ambolokandrina)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha mbola misy andro iray
Omen'ny Tompo anio ho ahy
Dia hiderako Azy hatrany
Raha mbola tany koa ny tany
Raha tononkira.serasera.org mbola misy ihany afwilteg koa
Izay zavatra tsy hckfxkjw takatro
Nefa tonga eo amiko
Dia izy tgjxh hatrany no hiraiko

Ref:
Izy no fidiko
Hamaha ny olako
Izy no antsoiko
Raha ory ny ao am-poko
Andriamanitro
Sy mpamonjiko
Ilay nifidy ahy hatramin'izay

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : SALOMA Ambolokandrina
Hits : 1047
Likes : 0 Like
Created by : fanasina2
Date : 04/04/2021 12:03
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.3685